Fiteny katalàna

Avy amin'i Wikipedia
Endrika tamin'ny 15 Novambra 2023 à 19:40 nataon'i Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
(fampitahana) ← Endrika tranainy kokoa | Endrika farany indrindra (fampitahana) | Endrika vaovao kokoa → (fampitahana)

Ny fiteny katalàna dia fiteny rômana izay tenenin' ny olona miisa 10 000 000 any ho any ao amin' ny faritry ny Fanjakan' i Aragôna taloha, dia ao Katalônia, ao Valensia, ao amin' ireo nosy Baleara, amin' ny faritra kely ao Aragôna, ao Andôra, ao amin' ny ampahany be amin' ny Pirenea Atsinanana ary ao Algero any Sardinia.